Teny iditra | fitsantsanana (tsantsana) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanenoana mikarantsana: Ny fitsantsanan' ny kipantsona Famailaham-bava izay sady mikarantsana no mampiseho hasiahana koa: Tsy fitsantsanam-bavan' izay vehivavy re izany [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |