Teny iditra fitsaohana (tsaoka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiondrehan' ny loha sy fanantazan-tanana ho mari-panajana lehibe: Vao tonga izy dia mari-pitsaohana no nataony teo anoloan' ny Filohan' ny Nosy
Fanehoam-panajana fanao amin' Andriamanitra tokana ihany ho fankatoavana ny maha-Mpahary azy [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20