Teny iditra tsaoka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fiondrehan' ny loha sy fanantazan-tanana ho mari-panajana
¶ Fanehoam-panajana fanao amin' Andriamanitra [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra tsaoka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Sombin-tany fotsy toy ny ravoravo voavoatra ho fanoratana amin' ny solaitrabe [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay craie [SLP 1986]
Voambolana 
Ny fihaviany Anglisy: chalk.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31