Teny iditra | 1 fitsaohana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fototeny | 3 tsaoka |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fiondrehan' ny loha sy fanantazan-tanana ho mari-panajana lehibe: Vao tonga izy dia mari-pitsaohana no nataony teo anoloan' ny Filohan' ny Nosy Fanehoam-panajana fanao amin' Andriamanitra tokana ihany ho fankatoavana ny maha-Mpahary azy |
Fivaditsoratra | 5 fitosahana, 6 fitsaohana, 7 fitsoahana, 8 tafahosina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |