Teny iditra fitsaoka (tsaoka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina mitsaoka, izany hoe miondrika ambany sy mananty tanana ho mari-panajana [Rajemisa 1985]

Teny iditra fitsaoka (tsaoka)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo tsaohina [Rajemisa 1985]

2009/02/23