Teny iditra fitsapana (tsapa)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fikasihana amin' ny tanana: Ny fitsapana no ahalalan' ny olombelona ny momba ny hamafy na hafanan' ny zavatra iray
¶ Fanandramana: Efa nanaovanao fitsapana ve etỳ masinina vao namboarinao ity?
¶ Fijerena izay tena toetran' ny zavatra iray marina, fisedrana: Ny fanadinana tsy inona fa fitsapana ny fahaizan' ny mpianatra / Mahereza fa mety ho fitsapana avy amin' Andriamanitra ihany izao voina mahazo anao izao
¶ Famangiana amin' ny fahoriana raha misy maty, famangiana mania, fanaladiana: Efa tonga nanao fitsapana teo ve ny fokonolona? [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the act of touching; an experiment; the sense of feeling [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay action de toucher, de palper ; expérimentation ; le sens du toucher [Hallanger 1974]
Voambolana 
Mpanahaka  fahitana ~ fanamboloana ~ fandrenesana ~ fitsiroana

2009/11/07