Teny iditra | 1 fandrenesana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fahafantarana feo Fahazoan' ny olombelona mifandray amin' ny zavatra manodidina azy ka ahafantarany ny momba ny tsirony, ny fofony, ny feony sy ny hamafiny: Misy efatra ny fandrenesana ka ireto avy ny organina aminy: ny lela, ny orona, ny sofina, ny hoditra amin' ny tena manontolo, fa indrindra ny tanana Varavaran-tsaina. (Marihina fa ny fahitana dia tsy mba voafaoka ho anisan' ny fandrenesana) |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] the sense of hearing; also used of other senses |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] l'ouïe ; sensation en parlant des autres sens, sauf la vue |
Ohatra |
6 [2.59#] Endrey ny alahelo amy ny fandrenesana izany! 7 [1.519#] Azo lazaina ihany koa fa tsy manafintohina loatra ny fandrenesana azy io. 8 [2.324#] Nampandraiki-marary azy mihitsy ny fandrenesana, fa nanaiky tokoa Razaimalala. |
Voambolana |
9 Haiaina |
Fototeny | 10 re |
Mpanahaka | 11 fahitana, fanamboloana, fitsapana, fitsiroana |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 13 fandrenesana, nandrefesana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |