Teny iditra fitsarapahana (tsarapaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fianjerana na fibolisàrana tampoka tsy nampoizina ao anaty lavaka na rano na fandrika: Tapaka ny tongony tamin' ny fitsarapahany tao anaty lavaka ilay izy nody alina indray mandeha avy niandry faty [Rajemisa 1985]

2009/02/23