Teny iditra fitsatohana (tsatoka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fidirana sady filentehana ao anaty zavatra: Ny fitsatohan' ny antsy eo amin' ny tendan' ny omby
¶ Filentehana miraikitra tsy afa-mihetsika: Ny tsy fitsatohan' itỳ andry itỳ tsara no mampihozongozona azy
¶ Fijoroana tsy mihetsika na fijaridinana, fijanonana ela miandry: Sorena aoka izany aho tom in' ny fitsatohako teo amoron-dalana adiny iray maninjitra niandry anao [Rajemisa 1985]

2009/02/23