Teny iditra | fitsatoka (tsatoka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Toetran' ny zavatra mitsatoka, izany hoe milentika miraikitra tsy afa-mihetsika [Rajemisa 1985] | |
Teny iditra | fitsatoka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fandikana frantsay | aplomb [SLP 1986] | |
Teny mitovy hevitra | fijoro | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |