Teny iditra fitsatsahana (tsatsaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Famotsiana tanteraka ny vary totoina [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay L'action de donner un dernier coup de pilon, l’instrument, le lieu [Abinal 1888]
Teny mitovy hevitra fanatsatsahana

2017/08/21