Teny iditra | fitsatsahana (tsatsaka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Famotsiana tanteraka ny vary totoina [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | L'action de donner un dernier coup de pilon, l’instrument, le lieu [1.3] | |
Tovy hevitra | fanatsatsahana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |