Teny iditra fitsidradra (tsidradra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny zavatra mitsidradraka, izany hoe miainga ho avo na mitsangana misandrahaka [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra fitsidradraka

2009/02/23