Teny iditra tsidradra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny ilazana toetra maro, toy ny an' ny biby mitsangam-bolo, ny zavatra mikorontana na mivaona amin' ny hala, ny olona lavo na mandry ka ny tongotra sy ny tanana mitsangana misandrahaka [1.1]
Sampanteny 
Tovy hevitra tsidradraka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31