Teny iditra fitsidradrahana (tsidradraka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fiaingana ho avo, fitsanganan' ny volo, tanana, tongotra misandrahaka: Oadray izany fitsidradraky ny volon' ity zazalahy ity [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra fitsidradrana ~ fitsidradraka

2009/02/23