Teny iditra fitsidradrana (tsidradrana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fiaingana ho avo, fitsanganan' ny volo, tanana, tongotra misandrahaka: Oadray izany fitsidradrany ny volon' ity zazalahy ity [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra fitsidradrahana ~ fitsidradraka

2012/12/04