Teny iditra fitsikalana (tsikala)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny zavatra misy tsikalana na aro mba tsy hipetahany mivantana amin' ny tany [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra fitsikala

2009/02/23