Teny iditra fitsilo (tsilo)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mitsilo, izany hoe mitondra hazavana mba hahitana ao amin' ny maizina
Zavatra entina mitsilo
Azo tsilovina [1.1]

Teny iditra fitsilo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Jiro aratra azo afindrafindra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Baladeuse [1.13]
  [Betsimisaraka, Sakalava, Tsimihety] (racine ilo ou tsilo dans les sens de clarté, lumière). Nom donné aux torches et aux bois riches en résine avec lesquels on les fabrique (voir fanilo). [1.196]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20