Teny iditra fitsindrantsindrana (tsindrantsindrana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba na toetran' ny olona mitsindrantsindrana, izany hoe mipelipelika tsy mahapetraka fa mankatsy mankeroa noho ny tsy fahamaotinana [Rajemisa 1985]

2009/02/23