Teny iditra tsindrantsindrana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny toe-javatra tsy milamina, somaradimbana, mikorontana toy ny volo mitsangantsangana, mitsibolobolo
Fihetsika mipelipelika, tsy mahapetraka fa manketsy mankeroa noho ny tsy fahamaotinana [1.1]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31