Teny iditra | fitsindrantsindrana (tsindrantsindrana) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba na toetran' ny olona mitsindrantsindrana, izany hoe mipelipelika tsy mahapetraka fa mankatsy mankeroa noho ny tsy fahamaotinana [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |