Teny iditra fitsindrantsindranana (tsindrantsindrana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fikorontànan' ny volo fa misy mitsangantsangana na mitsingatotra
¶ Fipelipelehan' ny zazavavy tsy mahapetraka fa manketsy mankeroa noho ny tsy fahamaotinana [Rajemisa 1985]

2009/02/23