Teny iditra fitsingatorana (tsingatotra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fahapotrahana manan-toetra manokana ka miainga ny ilany vao mianjera; fahalavoana mitsingadina mankany andamosina ny fidabony [Rajemisa 1985]

2009/02/23