Teny iditra | 1 fitsingatorana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fahapotrahana manan-toetra manokana ka miainga ny ilany vao mianjera; fahalavoana mitsingadina mankany andamosina ny fidabony |
Fototeny | 4 tsingatotra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |