Teny iditra fitsingatotra (tsingatotra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny zavatra na olona mitsingatotra, izany hoe potraka ka miainga ny ilany vao mianjera na lavo mitsingadina mankany an-damosina ny fidabony [Rajemisa 1985]

2009/02/23