Teny iditra fitsingolohana (tsingoloka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Firònana ka ny loha no atao ambany; fitadiavana hanambaka, an-kafetsena; filàna vaniny amin' ny zavatra faran' izay madinika hamelezana olona [Rajemisa 1985]

2009/02/23