| Teny iditra (1/2) | 1 tsingoloka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tsimbadika ka ny loha no lasa ambany ary ny tongotra kosa no lasa ambony; filam-baniny hikendrena hamelezana ny sasany.
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 20 tsingolobatita |
| Ohabolana | 21 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 22 tsingoloka |
| Sokajin-teny | 23 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
24 culbuteur
[1.13] |
| Voambolana | 25 Toe-karena: haihetsika |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/01/14 |
|