Teny iditra | 1 fitsingolohana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Firònana ka ny loha no atao ambany; fitadiavana hanambaka, an-kafetsena; filàna vaniny amin' ny zavatra faran' izay madinika hamelezana olona |
Fototeny | 4 tsingoloka |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |