Teny iditra | fitsingoloka (tsingoloka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Toetra na fomban' ny olona na zavatra mitsingoloka, izany hoe mirona ka ny loha no lasa ambany, na mitady hanambaka an-kafetsena, na mila vaniny amin' ny zavatra faran' izay madinika [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |