Teny iditra fitsingoloka (tsingoloka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetra na fomban' ny olona na zavatra mitsingoloka, izany hoe mirona ka ny loha no lasa ambany, na mitady hanambaka an-kafetsena, na mila vaniny amin' ny zavatra faran' izay madinika [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20