Teny iditra fitsintsina (tsintsina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina mitsintsina, izany hoe mitondra zavatra amin' ny tanana an' ila fotsiny [Rajemisa 1985]

Teny iditra fitsintsina (tsintsina)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo tsintsinina [Rajemisa 1985]

2009/02/23