|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  tsintsina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fitondrana zavatra kely sady maivana amin' ny tanana an' ila [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io

Teny iditra (2/2) 12  tsintsina
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14 Karazam-boronkely mitovitovy bika amin' ny fody fa kely kokoa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  15 un tout petit oiseau [1.54]
Ohatra  16  Tsangam-by tsangam-bato
mitsangana Andriamanantiana
Andriamboromadinika ny tsintsina
Andriamaintibe ny papango
[2.131]
Voambolana  17  Haibiby: vorona
Fikambanana  18  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 3 misy io teny io
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  20 Randzavola: tsintsina ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  21 antsintsy, tsintsina

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07