Teny iditra fitsiraka (tsiraka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny zavatra mitsiratsiraka, izany hoe hozatina, be vanditra [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra fitsiratsiraka

2009/02/23