Teny iditra (1/5) | 1 tsiraka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Hozatroza-javatra azo elakelahina toy ny kira |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/5) | 6 tsiraka |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Ny fasika eny amoron-dranomasina, ny moron-dranomasina |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
Teny iditra (3/5) | 15 tsiraka |
Sokajin-teny | 16 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
17 [1.1] tanjona 18 [1.78] [Sihanaka] havoana mandosoka eny amin'ny lohasaha na tany lemaka; fidinana |
Teny iditra (4/5) | 19 tsiraka |
Sokajin-teny | 20 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
21 [1.1] Lefona lava zarana amakiana varavarana, |
Teny iditra (5/5) | 22 tsiraka |
Sokajin-teny | 23 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
24 [1.3#784] filaments, nervures des feuilles 25 [1.196] (toute l'île). Fibres qui se détachent surtout à partir des feuilles (pour le rafia par exemple) ; nervures des feuilles |
Voambolana |
26 Haizavamaniry |
Tovy hevitra | 27 tsiratsiraka |
Fivaditsoratra | 28 asitrak, kitsara, ritsaka, sitraka, tsikara, tsiraka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |