Teny iditra fitsirihana (tsirika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fizahana mba hijery: Misaotra amin' ny fitsirihanareo anay aty an-trano
¶ Fandalovana mijery: Amin' ny 9 maraina ny fitsirihan' ny dokotera ny marary isan' andro
¶ Fanarangaranana: Tsy azonay ekena ny fitsirihan' ny zanakareo anay rehefa misakafo [Rajemisa 1985]

2009/02/23