Teny iditra fitsitaitaihana (tsitaitaika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Filatsahana tsy misesy fa mielanelana: Hararaoty izao mbola fitsitaitaihan' ny orana izao fa hirotsaka be io rehefa afaka kelikely
¶ Fanenon-dakolosy maneno dia miato: Ny fitsitaitaikan' ny lakolosim-paty
¶ Fahatongavana tsikelikely, miandalana: Nahoana dry no tsy tonga indray miaraka ianareo? Mahasosotra izao fitsitaitaihanaizao [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra fitsitaitaika

2009/02/23