Teny iditra tsitaitaika (taika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Filatsahan-javatra tsy misesy fa mielanelana; fitetevana
Fanenon-dakolosy maneno dia miato
Fahatongavana tsy maro miaraka fa tsikelikely, miandalana [1.1]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31