Teny iditra fitsofana (tsoka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Famonoana: Efa fotoana fitsofana ny jiro izao
Famelomana: Mandreraka ny fitsofana afo
Fampanenoana: Mahabe nangy, hono, ny fitsofana bingona [1.1]

Teny iditra fitsofana (fitsoka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  fitsohana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay A quoi ou à qui on flanque, ou lance, qu'on grippe, qu’on fait rondement, parfaitement. No/itsoliany karavasy ny soavaly. Il a Uanqué un coup de cravache au cheval. Nufitsohuko vato ny omby. J’ai lancé un coup de pierre au bœuf. Nufilsolia-uy ny voankazoko rehetra. Il m'a grippé tous mes fruits.Nofitsohuny ny asa. Il a fait rondement le travail [1.3]
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/27