|
|
|
|

Teny iditra1  fitsofan-drano
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Firariana, fanirian-tsoa: Ny fitsofan-dranon' i dada sy neny no naha-toy izao ahy
Fanamasinana: Nanatrika ny fitsofan-dranon' ny fanambadianay i nenibe
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#791] Bénédiction, aspersion ; l’instrument
Ohatra  5  [2.508#165] Io rano io dia afafy amin' ny vahoaka ho fanadiovana sy ho fitsofan-drano azy
Fototeny  6  tso-drano
Singan-teny  7  fitsofana, rano

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12