Teny iditra fitsongo (tsongo)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo tsongoina [Rajemisa 1985]

Teny iditra fitsongo (tsongo)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina mitsongo izay azo adika hoe: mamely amin' ny fanerena amin' ny bobo, na maka anana amin' ny hohontanana izay entina hanapahana azy [Rajemisa 1985]

Teny iditra fitsongo
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay pince [SLP 1986]
Voambolana 

Teny iditra fitsongo
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Sakalava] . Arbre dont les graines sont fortement toxiques : Rourea orientalis Baill. (Connaraceae). Feuilles et écorces dépourvues d'alcaloïdes. Voir aussi kitsongo. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Rourea orientalis

2019/08/17