|
|
|
|

Teny iditra1  tsongo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fanerena amin' ny hohon-tanana roa; fandraisana amin' ny tandra ka ny ilan-keliny ihany no terena.
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a pinch, a nip
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] action de pincer, de cueillir en pinçant
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Matoantenin' ny iharana :
8  Matoantenin' ny fameno :
9  Anarana :
10  Mpamaritra :
11  Tambinteny :
Kamban-teny 
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny tsongo io

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21