|
|
|
|

Teny iditra1  fitsorana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fandriana miampatra tsy mivonkina: Ny fitsoran' ilay bibilava teo afovoan' ny arabe
Fitenenana milaza ny marina tsy misy afinafenina: Ny fitsorana matetika diamety hahamaivana ny sazy
Fototeny  4  tsotra

Fivaditsoratra  5  faritsona, fitrosana, fitsorana, nafositra, nasafotry

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21