Teny iditra fitsoriahana (tsoriaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fikorianana: Mahafinaritra ny mijery ny fitsoriahan' ny rano eo amin' ny elatry ny vorombazaha
¶ Firiotra, fimaonana: Ohatra ny bisikilety ny fitsoriahan' Ikoto
¶ Fandosirana manao tsoa-pe: Ny fitsoriahan' ny mpangalatra tany ambadiky ny trano [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra fitsoriaka

2009/02/23