Teny iditra | 1 fitsoriaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fototeny | 3 tsoriaka |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Toetran' ny olona na zavatra mitsoriaka, izany hoe miriotra, mandositra manao tsoa-pe |
Fivaditsoratra | 5 aforitsika, fitsoriaka, tafasiriko |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |