Teny iditra fitsotaka (tsotaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny zavatra mitsotaka, izany hoe miditra ao anaty rano na anaty fotaka: Ny fitsotaky ny tongotra milentika ao anaty fotaka [Rajemisa 1985]

2009/02/23