| Teny iditra | 1 tsotaka |
| Sokajin-teny | 2 Tsy lazaina |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Feon' ny zavatra mafimafy (vato, vy...) mitsofoka ao anaty rano na fotaka; feo re mitsopaka amin' ny fidiran' ny tongotra ao anaty fotaka mandrevo.
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 20 Feo |
| Fivaditsoratra | 21 tsatoka, tsatòka, tsotaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/06 |
|