Teny iditra fitsotsotsotso (tsotsotsotso)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny zavatra mitsotsotsotso, izany hoe mamoaka feo toy ny an' ny vy mahamay atsoboka ao anaty rano [Rajemisa 1985]

2009/02/23