Teny iditra tsotsotsotso
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Feo re amin' ny vy mena mivaivay atsoboka ao anaty rano, na amin' ny zavatra ritra raha tampohan-drano ka feo mitovitovy amin' ny fanononana an' io teny io no heno [1.1]
Voambolana 
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31