Teny iditra fitsotsotsotsoana (tsotsotsotso)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Famoahana feo toy ny an' ny zavatra dorana ka lemana tampoka [Rajemisa 1985]

2009/02/23