Teny iditra fivadiana (vady)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Firaisana, fiaraha-miaina toy ny mpivady
¶ Fiarahana: Tsy dia tsara ny fivadian' ny palitao mavokely sy ny pataloa maitso tanora [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay L’état de ceux qui sont mariés, le motif [Abinal 1888]
 accouplement [SLP 1986]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31